A propos de ce blog


Nom du blog :
musicresearchgasywavegroup
Description du blog :
Venez découvrir les artistes MALGACHES...
Catégorie :
Blog Musique
Date de création :
04.05.2006
Dernière mise à jour :
30.03.2009

RSS

Rubriques

>> Toutes les rubriques <<
· VAZO GASY AN TSARY... (4)
· Artistes malgaches (37)
· DIVERS (5)
· TEXTES PREFEREES (46)
· GASY WAVE SY NY TARINY (6)
· LOLO SY NY TARINY GROUPE LEGENDAIRE (14)
· ANDRY RAJOELINA PROJECT (24)
· AAA MOZIKA (2)
· Tanora Gasy Vonona ... (4)
· GUITARISTES MALGACHES (13)

Navigation

Accueil
Gérer mon blog
Créer un blog
Livre d'or musicresearchgasywavegroup
Contactez-moi !
Faites passer mon Blog !

Articles les plus lus

· REVY VIDEO GASY
· VIDEOS GASY... REVEO MILAY FOTSINY
· KARAOKE
· REVY VIDEO GASY Bonbo gasy...
· GASY VAOVAO

· Ny TENDRY GASY Gitara tena m'lay be
· AndryTGV en ACTION à Madagascar /CRISE 2009
· rija gasy
· BOdo sy POOPY
· HARENA TV EVANGELIQUE MADA
· La musique malgache actuelle vue par Mimi du Fakir
· DADAH RABEL : LEADER DU GROUPE MAHALEO
· aina quach
· AINA QUACH : tovovavy tena manga feo
· tananarive madagascar

Voir plus 

Statistiques 341 articles


Derniers commentaires

gasy milely
Par Anonyme, le 14.01.2025

fecebook
Par Anonyme, le 05.01.2025

hijery film xx
Par Anonyme, le 10.12.2024

milay
Par Anonyme, le 08.12.2024

tsis sary tson v le tsikilo gasy sy ny karazany ren
Par Anonyme, le 07.12.2024

Voir plus

RSS
Recherche

SAROTRA AMIKO( FA)

Publié à 12:00 par musicresearchgasywavegroup
"SAROTRA AMIKO" ( FA )

Lavitry ny fo, zao ianao,
vao mifikitr' an- doha, ny anaranao,
tsaroako 'lay andro iray,
nozaraiko taminao hatrizay.

Roviana 'ndray 'sik no hifankatia,
ho tafaraka sy hiara dia,
jereo, zato foko maratra,
matsiaro anao, adin- tsaina tsy laitra.

Izah mahatoky, fa fitia hanjaka,
tsy hisy hanakan', tsy hisy hanapak',
olon' ory, tsy natao ho irery,
miandry anao aho, tsy mananihiany.

REF : Raha niezaka hanadinoU
foko saina mbola minoU,
f' ianao 'rery ihany,
no mamiko eto an- tany
eto an- tany.

GASY RIJA

FAMOKARANA MOZIKA

Publié à 12:00 par musicresearchgasywavegroup

FAMOKARANA MOZIKA

Ny mozika ankehitriny....



http://www.lexpressmada.com/display.php?p=display&id=13723

MADAGASCAR SLIM

Publié à 12:00 par musicresearchgasywavegroup
MADAGASCAR SLIM

http://www.canadacouncil.ca/aproposdenous/histoiresdartistes/musique/ha127243755398593750.htm

REDIREDY

Publié à 12:00 par musicresearchgasywavegroup
TEna variana mitendry
gitara i lery sy ny tary

Babo ireo sipa nandalo
raha vao nandre feon gitara

Rediredy fotsuny izy ity
da dia eveko milamina amin' ny Pi

G.R

AZA VARIANA

Publié à 12:00 par musicresearchgasywavegroup
AZA VARIANA

Ry tanora mitsangàna
hanao fahagagana
ry lehibe miharena
hanoro fahendrena

Ny angady raiso tanana
hamaritana ty lalana
ny firavak esory
mba tsy hanorisory

Aza adino fa ianao
no hitokiana izao
hikolokolo harena
hampandroso firenena

Asandrato GAsikara
Tanora aza variana

G.R

VERY HEVITRA

Publié à 12:00 par musicresearchgasywavegroup
Mihazakazaka ny fotoana
toa ny olona iray, mitoto laona
ravina mangahazo, lasa ho ravitoto
mieritrereta ihany, ianao sao ho babakoto

Ty fiainana, zay fandalovana ihany
misy fetrany ihany ty hanihiany.

G.R

BANDY GASY

Publié à 12:00 par musicresearchgasywavegroup
Ambarako aminareo izay manoloana eto
fa mpiani tamboho daholo avokoa
ny bandy gasy mpankafy gitara
tsy hoe : mandany fotoana fa mba
manala azy fotsiny

Nalaza tokoa t@ fotoana fahiny
ny mifamosavy @ fary mangotraka
toa ravoravo ery refa velon kira
ireo mpiara dia dy ny mpitendry

TAdidiko ery izaho mandeha EPICERIE
mody miera @ CHERIE nde ho atsy vetivety aho akia
tsy aelon dry ve mankafy
ny mozikan' i RAVAOMARY

Le ty e maro be tokoa ireo dokadoka
azo avy @ reo akama
fingana vazivazy toa hita miharihary
zany tokoa mantsy ny lalam piainana

G.R

MPINAMANA

Publié à 12:00 par musicresearchgasywavegroup
MPINAMANA

Zay mitambatra vato
zay misaraka fasika
zany no hafatra mamy
navelan' ireo zay manamp ahendrena
mitsinjo ireo fara sy dimby
tsy mba hanan tsiny

Tsy aleo ve ry zalahy
hanangana fihavanana
f' izay indrindra
no efa voasoratra hatrany am piandohana
ny namana no miteraka havana
mampieritreritra ihany izany.

G.R

EMBONA TAKARIVA

Publié à 12:00 par musicresearchgasywavegroup
EMBONA TAKARIVA

Embona takariva raha sendra mahatsiaro
lay tany niaviana sy zava maro taloha
Raha sendra mahatsiaro
lay tany niaviana
sy zava maro, embona sisa tavela
ny tena anefa lavitra

Tadidiko ireo lalao, lalao maro samihafa
fangalampiery sy mitaingi kofafa
lalao maro samihafa
fangalapiery
sy mitaingi kofafa, embona sisa tavela
ny lalaontsika efa mangatsiaka

Mivadik indray ty ny tantara
zà handray anjara handraikitra
handray anjara
andraikitra
ho matotra, embona sisa tavela
ny vady aman janaka no efa ho tamy

NIRY

MIARAMILA VERY DIA...

Publié à 12:00 par musicresearchgasywavegroup
"MIARAMILA VERY DIA"

ITy vazo ity dia atolotra ho an' ny kofy boay, zany hoe aza taitra na lasa ary ny joba, fa manàna foana fanantenana. Ity diatolotra ho an' ireo mpifankatia rehetra
na na na

Na lasa ianao, zaho irery no tavela teo
na lasa ianao oouhhh zaho rery no tavela teo
nahatsiaro ho very aho, mahatsiaro ho tavela teto aho
tsy teo ntsony ilay fitia, fiteniko efa hatr@ zay eto aho kay
ianao lay sombinaiko, ianao lay koa no aina nefa ianao nilaza tsy nahateny
tsy henoheno hoe nanao veloma akory.

R : Efa lasa ianao, lavitra any elanelantany
de nandeha tany ianao lavitra any, zaho avelanao ho rery
nefa izaho mbola tia anao, ho mandrakizay
atolotro ho anap lay fitia vao², ataoko milay

Dia lay fiarahantsika taloha, eritreritra no sisa ao an- doha
anefa antsika nifankatia, vao nifampijery teny tao fitia
fitia fatratra, fitia ho lafatra, tsy nieritreritra mihitsy ny hoe hisaraka
zaho tia anao, ianao te ho ahy, ka fitia mandrakizay

R : Nefa ianao toa lasa lavitra any, ny elanelan- tany
izaho kosa tsy hanaiky izany, izaho hitady anao,
na dia lasa lavitra aza ianao, izaho mbola tia anao
ny foko mbola tia, izaho mbola tia, ho fatratra anao BABY...

Ho raiso ny tanako, ndao isika sy ianao handeha any @habakabaka eny, ho tsapanao
ho tsapanao, lay fitia vao² zay ao am- poko ao
rehefa tsy matoky ahy ianao, akimpio ny maso
dia eritrereto fotsiny ny ao an- dohanao, f' izaho tia anao, hiteny lay fitia vao².

R : LAsa lavitra hono ianao Baby, lasa lavitra any
tsy mba nanao kosa veloma akory narary ny fo
na dia lasa lavitra aza ianao, izaho mbola tia
mbola tia, mbola tia anao mandrakizay

Tena lasa lavitra any aza ianao, izaho hitady anao
ny elanelan tany, na lavitra aza ny elanelantsika sy ianao
'ty ny foko, efa nomeko anao, efa nomeko anao
ny foko, ny saiko zay ao an- dohako ao

yyyeaaahhh yeeaaahhhhh ooohhhhhh
Tena lavitra aza hono ianao Baby, zaho mbola tia anao
na dia ianao aza tsy tia ahy intsonny ka nankarary ilay fony
zaho mbola tia(*3)
zaho mbola tia(*4)
yyyyyyyyyyeeeeeeeeeaaaaaaahhhhhhhhhh

MPAMORONA : Zo
FEON KIRA : Gasy Rija

Première page | <<< | 15 16 17 18 19 20 21 22 23 24 25 26 27 28 29 30 31 32 33 34 | >>> | Dernière page