A propos de ce blog


Nom du blog :
musicresearchgasywavegroup
Description du blog :
Venez découvrir les artistes MALGACHES...
Catégorie :
Blog Musique
Date de création :
04.05.2006
Dernière mise à jour :
30.03.2009

RSS

Rubriques

>> Toutes les rubriques <<
· VAZO GASY AN TSARY... (4)
· Artistes malgaches (37)
· DIVERS (5)
· TEXTES PREFEREES (46)
· GASY WAVE SY NY TARINY (6)
· LOLO SY NY TARINY GROUPE LEGENDAIRE (14)
· ANDRY RAJOELINA PROJECT (24)
· AAA MOZIKA (2)
· Tanora Gasy Vonona ... (4)
· GUITARISTES MALGACHES (13)

Navigation

Accueil
Gérer mon blog
Créer un blog
Livre d'or musicresearchgasywavegroup
Contactez-moi !
Faites passer mon Blog !

Articles les plus lus

· REVY VIDEO GASY
· VIDEOS GASY... REVEO MILAY FOTSINY
· KARAOKE
· REVY VIDEO GASY Bonbo gasy...
· GASY VAOVAO

· Ny TENDRY GASY Gitara tena m'lay be
· AndryTGV en ACTION à Madagascar /CRISE 2009
· rija gasy
· BOdo sy POOPY
· HARENA TV EVANGELIQUE MADA
· La musique malgache actuelle vue par Mimi du Fakir
· DADAH RABEL : LEADER DU GROUPE MAHALEO
· aina quach
· AINA QUACH : tovovavy tena manga feo
· tananarive madagascar

Voir plus 

Blogs et sites préférés


Statistiques 341 articles


Derniers commentaires

gasy milely
Par Anonyme, le 14.01.2025

fecebook
Par Anonyme, le 05.01.2025

hijery film xx
Par Anonyme, le 10.12.2024

milay
Par Anonyme, le 08.12.2024

tsis sary tson v le tsikilo gasy sy ny karazany ren
Par Anonyme, le 07.12.2024

Voir plus

RSS
Recherche

TEXTES PREFEREES

GITARA HATRANY

Publié à 12:00 par musicresearchgasywavegroup
GITARA HATRANY

Gasy Rija 2008

FINDAY FOANA LAVA IZAO

Publié à 12:00 par musicresearchgasywavegroup
FINDAY FOANA LAVA IZAO

Gasy Rija 2008

VOADONA MAFY

Publié à 12:00 par musicresearchgasywavegroup
VOADONA MAFY

Gasy Rija

AFO MANDORO

Publié à 12:00 par musicresearchgasywavegroup
AFO MANDORO

Gasy Rija 2008

LAHATSORATRA MAMPIERITRERITRA

Publié à 12:00 par musicresearchgasywavegroup
-tsiky mamy loatra
-izy mamiko loatra
-lalina loatra
-hifaly


RY ZAREO

Publié à 12:00 par musicresearchgasywavegroup
RY ZAREO

Any indray andro any
tsy maintsy ho levona, ty tany
ho levona ty tany


R : Hiezaka ny hifankatia zahay
araka ny lalàn' ny tany
maratra am- po zahay
refa tsisy mpanontany

G.R

FIVOARANA

Publié à 12:00 par musicresearchgasywavegroup
FIVOARANA

ndray andro zay
lasa ihany ny eritreritro
hoe ny zanaka tokoa
no mahafoy ray sy reny

Sao ianao mihevitra
ho lehibe sy mahavita tena
te hahaleo tena
sy hidoka tena

Mahavariana tokoa
io trangan javatra io
kanefa izany tokoa
no mitranga ankehitriny

ZAo no tsarovy
ny raiamandreny dia nitia
hatrany am piandohana
ka tsy hisy fetra izany

R / Fa nahoana e
no simba ny toe tsaina
mba asio fandinihan tena ihany
izy ity

G.R

FONY MBOLA KILONGA

Publié à 12:00 par musicresearchgasywavegroup
FONY MBOLA KILONGA

Fony mbola kilonga
ny lalao hatrany
no misandratra
tsy misy fiafarany(*2)

Tsy alina tsy antoandro
mivory tsy akiato ny mpiakama
toa lasa fahazarana ny isan andro
ny tarigetra hoe hiaraka

Fandalovana anefa ity tany
nytaona koa tsy maintsy mandroso ihany
tsy maintsy hiala sasatra
rehefa tonga ny fetra

Na lavitra aza ianao
tsarovy fa ny embona
hampieritreritra anao
sy hananatra anao

Embona tsy afa bela ianao
embona fitaratry ny lasa ianao

G.R

“HO ANY LAVITRA …”

Publié à 12:00 par musicresearchgasywavegroup
“HO ANY LAVITRA …”



Mbola tadidiko ilay fotoana voalohany,

izay nandaozana an’ i Gasikara,

ndrisy tao tsy tana, ilay ora pahavaratra,

izay mety mahatodra- drano,

ndreto ny fianakaviana, maloka endrika,

kanefa samy nampionom- po avokoa.



Fiainana daholo izany

nisedra izany avokoa

ireo mpianatra ankehitriny sy taloha



Ny tena mafy tamin’ izany,

dia ny fisarahana tamin’ i dada sy neny,

kanefa ndeha handrato…

Toa mavesatra izany,

kanefa tsy afa manaotra,

sady malahelo ny rehetra,

satria hifandao maharitra.



Teo ihany koa ny fandaozana ny olon- tiana

toa sarotra be ny hino, fa hisara- toerana.

Mampionon- tsaina sisa no azo atao

tsy hay intsony, raha ho mbola tafaray ny dia any aoriana

ndreto ny olondroa fa maratra ao am po,

satria hifandao koa.

G.R

TE HIZARA

Publié à 12:00 par musicresearchgasywavegroup
"TE HIZARA"

Tsaroako foana,
lay tamin' ny andron' ny fahazazana,
tsy andry mihitsy zay hiposahan'
ilay masoandro,
mavitrika ery te hahita ny namana.

Tamin' izany, kevika ery ny mizara,
izay mamy rehetra,
tsy an kanavaka,
Arahin doka sy ny fanararaotana samihafa izany.

Nony taty aoriana, ka mba
niha matotra ny tena,
tsy niova lay fahazarana fahiny,
nisy ihany ny sivana,
rehefa niposaka indray ny masoandro
mavitrika ery hamonjy ny asa.


Mazàna moa rehefa
any am- piasana any
tsy maintsy mifampizara ihany
sy mba mifampanontany
ny fitiavan- tena ndray no hanjaka.

Tsy ratsy akory ny mizara, hoy aho
fa mila fitandremana ihany.

G.R




1 2 3 4 5 | >>> | Dernière page