TEXTES PREFEREES
Publié à 12:00 par musicresearchgasywavegroup
LE REVE
Dans mon sommeil je t'entend me murmurer tout bas
Au milieu de la nuit,sous les draps
"Je t'aime mon amour,je t'aimerai toujours"
J'ai cru être au paradis même si je ne suis que dans mon lit
J'aimerai que tu me le redis encore
En ajoutant jusqu'à la mort
Mais comme tout finit par finir
Au matin je n'ai qu'un soupir
Car tout ct qui s'est passé
N'est seulement q'un rêve que j'ai fait
VORONKELY
Publié à 12:00 par musicresearchgasywavegroup
TSIKY MAMY LOATRA
Ilay tsikinao malefaka
Toa miantso hoe avia
Toa milaza,toa miresaka
Toa mitory fitia
Ilay fijery nifanojo tamin'ny ahy
Toa feno fahatokisana
Toa lavitra ahiahy
Toa manambara,toa manontany
Misy toerana ho ahy ve any?
Izaho koa moa tsy nihaotra
Tsy nisalasala ihany koa
Namaly anao tsy amin-tahotra
Misy toerana tokoa
Dia injay isika roa
Niara-nanambatra ny fo
Nifanolotra fitia
Nifanaiky ny hiaraka ho doria
VORONKELY
Publié à 12:00 par musicresearchgasywavegroup
SOIS HEUREUX
Je peux voir la tristesse dans tes yeux
Je sais que c'est dur pour toi d'oublier
Tu mérites beaucoup plus que je peux t'en donner
Je peux toucher ton coeur
Et je ressens ta douleur
Je compatie,seulement ma chérie
Je ne suis pas l'homme de ta vie
Tu en vaux beucoup plus que je peux t'en offrir
Avec moi tu risques de beaucoup souffrir
C'est pourquoi on doit en finir
Même si je veux t'appartenir
Tu ne m'as jamais demander le pourquoi
De mes absences et mes silences
Mais je sais qu'au fond de toi
Tu ressens une immense souffrance
Tu sais je suis bléssé
Quand je te vois pleurer
J'aimerai t'en donner plus mais je ne peux pas
Ma vie est ailleurs,loin de toi
Pardonnes moi mon coeur
Avec moi tu ne trouveras pas l'amour
Envoles toi et sois heureuse pour toujours
VORONKELY
Publié à 12:00 par musicresearchgasywavegroup
L OUBLI
J'ai essayé de t'oublier
Apprendre à ne plus vivre à tes côtés
Mais je n'arrive pas à effacer
Tous ce que nous avons partagé
Notre amour est trop grand
Nous nous sommes bléssés par nos sentiments
J'ai beau me mentir,me détourner,me fuir
Mais je suis attrappé par mes souvenirs
J'entends l'appel de ton corps
Ce désir qui est très fort
Je veux te sentirtous près de moi
Me retrouver de nouveau dans tes bras
Donnes moi des sensations
D'amour et de passion
Je veux encore t'enlacer
Je veux toujours t'embrasser
J'aimerais braver les intérdits
Qui pour nous semblent maudits
Ton charme et ta complicité
Fais de moi un homme heureux
Tu m'as fait connaitre le bonheur
Toi ma moitié,mon âme-soeur
Je donnerai tous ce que j'ai pour toi
Même ma vie si ça ne suffit pas
VORONKELY
Publié à 12:00 par musicresearchgasywavegroup
IZY MAMIKO LOATRA
Tia anao aho
Tia anao @ foko manontolo
Nefa fantatro fa tsy ho ahy
Tsy natokana ho ahy intsony satria
Efa misy ilay nofinidinao
Efa misy ilay noekenao
Izy ilay tinao sy tia anao
Fantatro izany nefa
Babonao ny foko
Lasanao ny fitiavako
ka diso ve izaho
Raha minia mitia anao rahavako?
Ra mba azoko natao
Ny tsy hitia intsony anao
Nefa moa ny foko
Tsy noterena ny hitia
Fa safidy no natao
Ka niantefa taminao
Avelao aho hitoetra
Hitampify anilanao
Avelao aho hitia
Eny na tsy ho sitrakao
Aza lavina,aza hosena
Ity foko mahonena
Aza atosika,aza arina
Eny na dia tsy nirina
Ampindramo na dia kely
Amin'ny fitiavanao
Aza avela hanirery
Ity foko tia anao
VORONKELY
Publié à 12:00 par musicresearchgasywavegroup
LALINA LOATRA
Ny foko mitempo fitia aminao
kanefa hatramin' izao toa lavinao
tsy mba saininao kely akory
fa hoy ianao ny ahy mbola matory
Nefa aho
miandry anao
miandry lava anao
miandry foana hatramin' izao
miandry ny ho eo anilanao
µTsy tsapano tokoa
ireo fahoriana mahazoa ahy
sa ve dia hodinao fanina
ity fo mikiry ho anao
aza dia atao toy izao
F' efa
miandry anao
miandry lava anao
miandry foana hatramin' izao
miandry ny ho eo anilanao.
Mpamorona VORONKELY
Publié à 12:00 par musicresearchgasywavegroup
"MIARAMILA VERY DIA"
ITy vazo ity dia atolotra ho an' ny kofy boay, zany hoe aza taitra na lasa ary ny joba, fa manàna foana fanantenana. Ity diatolotra ho an' ireo mpifankatia rehetra
na na na
Na lasa ianao, zaho irery no tavela teo
na lasa ianao oouhhh zaho rery no tavela teo
nahatsiaro ho very aho, mahatsiaro ho tavela teto aho
tsy teo ntsony ilay fitia, fiteniko efa hatr@ zay eto aho kay
ianao lay sombinaiko, ianao lay koa no aina nefa ianao nilaza tsy nahateny
tsy henoheno hoe nanao veloma akory.
R : Efa lasa ianao, lavitra any elanelantany
de nandeha tany ianao lavitra any, zaho avelanao ho rery
nefa izaho mbola tia anao, ho mandrakizay
atolotro ho anap lay fitia vao², ataoko milay
Dia lay fiarahantsika taloha, eritreritra no sisa ao an- doha
anefa antsika nifankatia, vao nifampijery teny tao fitia
fitia fatratra, fitia ho lafatra, tsy nieritreritra mihitsy ny hoe hisaraka
zaho tia anao, ianao te ho ahy, ka fitia mandrakizay
R : Nefa ianao toa lasa lavitra any, ny elanelan- tany
izaho kosa tsy hanaiky izany, izaho hitady anao,
na dia lasa lavitra aza ianao, izaho mbola tia anao
ny foko mbola tia, izaho mbola tia, ho fatratra anao BABY...
Ho raiso ny tanako, ndao isika sy ianao handeha any @habakabaka eny, ho tsapanao
ho tsapanao, lay fitia vao² zay ao am- poko ao
rehefa tsy matoky ahy ianao, akimpio ny maso
dia eritrereto fotsiny ny ao an- dohanao, f' izaho tia anao, hiteny lay fitia vao².
R : LAsa lavitra hono ianao Baby, lasa lavitra any
tsy mba nanao kosa veloma akory narary ny fo
na dia lasa lavitra aza ianao, izaho mbola tia
mbola tia, mbola tia anao mandrakizay
Tena lasa lavitra any aza ianao, izaho hitady anao
ny elanelan tany, na lavitra aza ny elanelantsika sy ianao
'ty ny foko, efa nomeko anao, efa nomeko anao
ny foko, ny saiko zay ao an- dohako ao
yyyeaaahhh yeeaaahhhhh ooohhhhhh
Tena lavitra aza hono ianao Baby, zaho mbola tia anao
na dia ianao aza tsy tia ahy intsonny ka nankarary ilay fony
zaho mbola tia(*3)
zaho mbola tia(*4)
yyyyyyyyyyeeeeeeeeeaaaaaaahhhhhhhhhh
MPAMORONA : Zo
FEON KIRA : Gasy Rija
Publié à 12:00 par musicresearchgasywavegroup
EMBONA TAKARIVA
Embona takariva raha sendra mahatsiaro
lay tany niaviana sy zava maro taloha
Raha sendra mahatsiaro
lay tany niaviana
sy zava maro, embona sisa tavela
ny tena anefa lavitra
Tadidiko ireo lalao, lalao maro samihafa
fangalampiery sy mitaingi kofafa
lalao maro samihafa
fangalapiery
sy mitaingi kofafa, embona sisa tavela
ny lalaontsika efa mangatsiaka
Mivadik indray ty ny tantara
zà handray anjara handraikitra
handray anjara
andraikitra
ho matotra, embona sisa tavela
ny vady aman janaka no efa ho tamy
NIRY
Publié à 12:00 par musicresearchgasywavegroup
MPINAMANA
Zay mitambatra vato
zay misaraka fasika
zany no hafatra mamy
navelan' ireo zay manamp ahendrena
mitsinjo ireo fara sy dimby
tsy mba hanan tsiny
Tsy aleo ve ry zalahy
hanangana fihavanana
f' izay indrindra
no efa voasoratra hatrany am piandohana
ny namana no miteraka havana
mampieritreritra ihany izany.
G.R
Publié à 12:00 par musicresearchgasywavegroup
Ambarako aminareo izay manoloana eto
fa mpiani tamboho daholo avokoa
ny bandy gasy mpankafy gitara
tsy hoe : mandany fotoana fa mba
manala azy fotsiny
Nalaza tokoa t@ fotoana fahiny
ny mifamosavy @ fary mangotraka
toa ravoravo ery refa velon kira
ireo mpiara dia dy ny mpitendry
TAdidiko ery izaho mandeha EPICERIE
mody miera @ CHERIE nde ho atsy vetivety aho akia
tsy aelon dry ve mankafy
ny mozikan' i RAVAOMARY
Le ty e maro be tokoa ireo dokadoka
azo avy @ reo akama
fingana vazivazy toa hita miharihary
zany tokoa mantsy ny lalam piainana
G.R