A propos de ce blog


Nom du blog :
musicresearchgasywavegroup
Description du blog :
Venez découvrir les artistes MALGACHES...
Catégorie :
Blog Musique
Date de création :
04.05.2006
Dernière mise à jour :
30.03.2009

RSS

Rubriques

>> Toutes les rubriques <<
· VAZO GASY AN TSARY... (4)
· Artistes malgaches (37)
· DIVERS (5)
· GASY WAVE SY NY TARINY (6)
· TEXTES PREFEREES (46)
· LOLO SY NY TARINY GROUPE LEGENDAIRE (14)
· ANDRY RAJOELINA PROJECT (24)
· AAA MOZIKA (2)
· Tanora Gasy Vonona ... (4)
· GUITARISTES MALGACHES (13)

Navigation

Accueil
Gérer mon blog
Créer un blog
Livre d'or musicresearchgasywavegroup
Contactez-moi !
Faites passer mon Blog !

Articles les plus lus

· REVY VIDEO GASY
· VIDEOS GASY... REVEO MILAY FOTSINY
· KARAOKE
· REVY VIDEO GASY Bonbo gasy...
· GASY VAOVAO

· Ny TENDRY GASY Gitara tena m'lay be
· AndryTGV en ACTION à Madagascar /CRISE 2009
· rija gasy
· BOdo sy POOPY
· HARENA TV EVANGELIQUE MADA
· La musique malgache actuelle vue par Mimi du Fakir
· DADAH RABEL : LEADER DU GROUPE MAHALEO
· aina quach
· AINA QUACH : tovovavy tena manga feo
· tananarive madagascar

Voir plus 

Statistiques 341 articles


Derniers commentaires

écrire votre commentaire...
Par Anonyme, le 13.05.2024

oui
Par Anonyme, le 23.04.2024

slt les filles de tamatave za bandy 34 ans mipetraka à tamatave mila sipa zay sipa tia revy lely fafinaretana
Par Bandy mlay, le 15.04.2024

barinjaka
Par Anonyme, le 12.04.2024

écrire votre commentaire... sary fory
Par Anonyme, le 08.04.2024

Voir plus

RSS
Recherche

TANORA MALAGASY VONONA aty EOROPA

TANORA MALAGASY VONONA aty EOROPA

Publié à 12:00 par musicresearchgasywavegroup

Raha toa mikasika anao ity : "TANORA MALAGASY VONONA aty EOROPA"

Dia tsidiho ity adiresy voatondro eo ambany eto ity:

http://www.tgve.eu/

:: Les commentaires des internautes ::

akim
malahelo tokoa ny tenako raha mahita ny vaovao an-gazety avy any dago amin'ny afitsoky ny mpitondra fanjakana mitetika ny hanimba an'i TGV tadidio anefa fa tsy adala akory ny vahoaka an'antananarivo . Mahereza Atoa MAIRE fa manohana anao foana izahay aty ivelany ary mivavaka mafy ny hialan-dravalo fa tena mampahonena ny mahita ny fahantrantsika amin'ny afitsony


akim
mba maniry izahay ny mba hisian'ny fivoriana ho an'ny mpanohana an'i TGV eto eropa fa mba manana hevitra maro hatolotra izahay ary ny fanirianay dia mba haharitra izao fikambanana izao mba hisian'ny fanantenana amin'ny 2012


Anonyme
tongava eny @ 13 may
hitolona
tgv
tgv
tgv
tgv


ZAta
Efa potika izao ny apahatelon' ny fananan-dRavalo amin' izao fotoana izao nohon' ny hatezeram-bahoaka


djamila
Mivavaka isika mba tsi hiverina ny krizbe 2002


Vola R.
Arahabaina ianao Andriamatoa Andry TGV fa tafita ny fitakianao ny demokrasia raha izay no azo ilazana izao actes de vandalisme miseho eraka Antananarivo izao. Tokony ho fantatrao fa tsy fitaovana ny vahoaka ary ny fisokafan'ny VIVA sy ireo onjam-peo hafa no nolazainao tamin'ny voalohany fa takianao fa tsy ny fandravana ny fiainan'ny vahoaka.


Majorité silencieuse
Ianareo Malagasy monina sy mila ravin'ahitra aty europe izay miseho ho mahalala sy mahafantatra ny zava-mitranga aty dia mangina fa tsy iainanareo ny fiainana aty dago.vous êtes loin de la vérité et de la réalité donc... TGVous(Démocratie TGV = Acte de vandalisme TGV)./.


Majorité silencieuse
Ianareo Malagasy monina sy mila ravin'ahitra aty europe izay miseho ho mahalala sy mahafantatra ny zava-mitranga aty dia mangina fa tsy iainanareo ny fiainana aty dago.vous êtes loin de la vérité et de la réalité donc... TGVous(Démocratie TGV = Acte de vandalisme TGV)./.


Bôbô
TGV=Tolona=VIVA=Intérêt personnel
(à part ça c'est de la foutaise)


Bôbô
La révolution orange a viré au rouge et on sait que le rouge, c'est la couleur de ... (Cqfd)


y a que la vérité qui compte
Vaovao farany : Vao tafaverina tao Dago Ra8, dia toa misy otrika korontana ao Iarivo ao. Raha ny fahazahoako azy dia avy aty an-dafy ny mpitantana sy mpamatsy, ary i T.ongolo G.asy V.ongany no mpitarika ny ao an-toerana. Dia hijaly lava ity firenentsika ity...

Ny « LOJIKAN’NY FIFANDONANA » tetikadin’i Andry Rajoelina miaraka amin’ireo
mpanao politika tranainy sy ny firenen-dehibe iray.

Mpianatra ety amin’ny Oniversite ny tenako. Tamina mpianatra eny amin’ny
Oniversite iray antsoina hoe “Dominique” na “Radomi” no nandrenesako izao
resaka izao ka tsy mandry ny eritreritro raha tsy manaparitaka azy aminao.
Diniho ny zava-misy ,fa ny tantara no hitsara.

Efa volana maromaro no niketrehan’I Andry TGV ny tetika. Ny tanjona dia ny
handrodanana ny fitondrana amin’ny “fitakiana an-dalam-be”. Ny vola efa
nahazo betsaka, ny fitaovana izay ilaina misy. Ka izao no paik’ady:

- Vidina ny Radio sy TV RAVINALA ka soloina VIVA hahafahana
manamboatra tsikelikely ny sain’ny vahoaka hankahala ny fitondrana sady
hanaovana ny propagandy hahazoana ny fitondrana ny tanànan’Antananarivo (
Ben’ny tanàna). Tamin’izany no efa nisy nilaza fa volan-DRatsiraka sy
Pierrot Rajaonarivelo no nampiasainy fa tsy nino ny olona.
- Tsy ho resy vetivety ny fahantrana ka io no asaina ventesin’ny
mpanao politika izay miteny.
- Kitihina ny fanavaozana ny fianarana ary averimberina fa
fanagasiana tamin’ny 72 io. Hatao fitaovana amin’izany ny Katolika izay ao
ambadik’ilay firenena tsy tononina.
- Karamaina ny mpianatra eny sasantsasany eny amin’ny Cité Ankatso
mba hanamboatra “cocktail Molotov” hatsipy handoroana tranom-panjakana
- Karamaina ny jiolahy handroba fananan’olona mba ilazana fa tsy
misy fandriam-pahalemana eto.
- Karamaina ny olona maro mba hitarika fihetsiketsehana any amin’ny
faritra sy hitarika grevy.
- Vidina vola ny mpanao gazety maro mba hivoy ny hevitra
fankahalana fanjakana sy hivoy fa sakantsakan’ny fanjakana i Andry TGV
amin’ny fanatanterahany ny asa maha ben’ny tànana azy hany ka tsy vitany asa
Tokony hivoy koa ireo mpanao gazety ireo fa tsy milamina ny tànana.
- Atao ny tetika rehetra mba tsy hisian’ny “
Fivoriambe-faratampon’ny Firenena Afrikana”eto Madagasikara satria hoe
misavorovoro eto..
- Tsy hisy hoazy araka izany ny fivoriamben’ny tany miteny
Frantsay amin’ny 2010
- Tsy avela ho tody hatrany amin’ny fifidianana ity fitondrana ity
fa tsy maintsy arodana alohan’izay. Satria mantsy amin’izay fotoana izay efa
misy vokany betsaka eo amin’ny fiainam-bahoaka ny MAP ka ho sarotra ny
handresy azy amin’ny fifidianana.

- Tsy maintsy mirodana ary tsy maintsy tafiditra ao anaty
velam-pandrika ny fitondram-panjakana ka ny ambon-DRavalo no hamelezana azy.

- Asaina miteniteny foana ao amin’ny VIVA RATSIRAKA ary dia tsy
maintsy hanidy an’ioTV io ny fitondram-panjakana.
- Aely ny tsaho fa ho samborina I Andry TGV. Io fisamborana azy io
no tena tadiaviny mafy hatreto.
- Hetsehina amin’izay ny vahoaka mba hitaky fa tsy misy ny “
DEMOKRASIA” eto Madagasikara..
- Ampiasaina ny radio VIVA, Ny radio ANTSIVA, ny TV Plus, ny La
Gazette de la Grande ile , ny LA verité sns mba hitarika ny olona hanaraka
an’I TGV sy hanaratsy fanjakana.
- Ny resaka atao dia hanamboarana ny sain’ny olona mba hankamamy indray
eo amin’ny sehatra politika ireo goaika antitra very seza efa fantatra.
Fa ity no tena loza : Ny « LOJIKAN’NY FIFANDONANA » tetikadin’i Andry
Rajoelina miaraka amin’ireo mpanao politika tranainy sy ny firenen-dehibe
iray.
- Rehefa tsy mampiasa “FORCE” ny fanjakana dia terena hanao izany
mba hisy faty olona indray eto Antananarivo.
- Noho izany dia taritina ny olona hirohotra hanao ankeriny hamoa
ny TV VIVA. Efa misy mpitarika nahazo vola hanao an’io. Tsy maintsy
hampitandrina ka hanao tifi-danitra sy hampiasa fitaovana
mampilatsa-dranomaso ny mpitandro ny filaminana. Ary eo no hisy karamaina
hitifitra ny vahoaka ary dia hovelona ny saritaka. Iodia tsy mazava na ao
amin’ny tafika no voakarama na ao anaty vahoaka hanao an’io fitifirana io.
- Raha tsy mety ny eny amin’ny VIVA dia taritina ho eny amin’ny
Ministeran’ny Vola indray ny vahoaka, sady efa eo akaiky eo rahateo
Ambahitsorohitra, mba hitaky ny fialan’ny Minisitry ny Vola hono araka ny
resaka efa nataon’i ferdinard Ratsiraka sady naverin’I Andry TGV teo
Ambohijatovo. Tsy maintsy hampitandrina ka hanao tifi-danitra sy hampiasa
fitaovana mampilatsa-dranomaso ny mpitandro ny filaminana. Ary eo no hisy
karamaina hitifitra ny vahoaka ary dia ho velona ny saritaka syny savorovoro
.
- Hampiaka-peo toy ny fanaony avy eo ireo mpanao politika toa
an-dry Daniel RAMAROMISA sy ny forongony mba hitaky ny tetezamita
hiverenan’ireo mpanao politika saribakolin’ilay firenen-dehibe eo amin’ny
fitondrana.

Vokany :
- Mbola hanjakazaka eto amin’ny firenena io firenen-dehibe io satria
hiverina ireo saribakoliny.
- Mbola vao mainka hahantra ny vahoaka satria hitsitongana ny vola gasy noho
ny fikorontanana hatao eto amin’ny firenena. Mbola tombotsoan’ilay
firenen-dehibe ihany io.
- Tsy hisy ny fandrosoana eto satria hiady saritaka indray ireo mpanao
politika izay hiady seza samy hilaza fa izy no namono ny voay. Tsy ny
rehetra anefa no hahazo seza, fa izay efa votendrin’ilay Firenen-dehibe
ihany.

Ny fitiavako tanindrazana no nanosika ahy hilaza izao tsiambaratelo izao
aminao mba hilazanao ny havanao mba tsy sanatria no ho lasa sorona ho
fatifaty foana na haratra foana hampiakatra an-dry zalahy eo amin’ny sezany
Raha anisan’ireo nahazo vola moa maninona, fa raha entim-po amin’ny resabe
no tena mampalahelo. Tsy misy mahay manao fahagagana eto ka afaka hanafoana
ny fahantrana ao anatin’ny taona vitsivitsy.

Azonao porofoana amin’ny zava-misy ireo voalazako ireo. Ny
fanompoam-pivavahana saika natao teo Ambohijatovo. Ny fanokanana ny
kianjan’Andohalo izay natao kimaimaika, hany ka vao avy ny orana dia
nirodana. Ary ny nampalahelo aza nandratra olona mihitsy io firodanana io
satria nianjeran’ny tafo tao ireo olona sendra nialoka. Tsy efa fambara
ataon’Andriamanitra ve io. Iza no namatsy vola nanamboarana io kianja io ?
moa tsy ilay firenen-dehibe ve ? Nahatadidy rahateo ny isika fa tsy io
mihitsy ny planina nasehon’I Andry Rajoelina fony izy nanao propagandy
tamin’ny fifidianana ho ben’ny tanàn’Antananarivo. Mihevitra izy mantsy fa
tsy nisy nahatadidy ireny. Ny sarintsarim-pitokanana ny kianjan’ny
Demokrasia teny Ambohjatovo. Ireny rehetra ireny dia mizotra any amin’ilay
“lojikan’ny fifandonana hanaovana sorona indray ny vahoaka”.

Raha tia tanindrazana ianao dia aelezo ity amin’ny mailaka na amin’ny fomba
hafa.

Tena ekena fa mampandroso ny DEMOKRASIA ary ny fototra lehibe amin’ireny
dia ny fifidianana. Tsy misy afaka hilaza fa DEMOKRASIA ny fitarihana ny
olona haka fahefana eny andalam-be!
Tsy misy afa tsy ny fifandimbiasam-pahefana amin’ny alalan’ny fifidianana
ihany no filaminana sy fampandrosoana ny firenena.

Izay ny zava misy ka tokony handinin-tena ny mpitondra sy Andry TGV !
Samia mandinika vao manao zavatra ho tombotsoa ambonin’ny firenena ! Mbola
fotoana izao hieritreretana.
Ny Kristianina aoka hivavaka fa tandindomin-doza ny firenana.Tsy maintsy ho
sambatra isika raha manana an’Andriamanitra ho tokin-tsika.


bilabong
Ny i TGV na iza no nitarika an'io grève io dia nilain'ny firenena mihitsy io fa tsy rariny loatra ny ataon'ny mpitondra ankehitriny.
Aleo ahongana any fa tsy mamely e!
Izay hisolo azy eo koa ka mamerina izay nataony teo izay dia hahazo loza koa ka ataovy ihany!!!


Hasina
serieusement eh! lesany mipetraka any finda tsy maheno nininona mihitsy! aty zao tena ghetto vokatry ny avendranan'i tgv. noentiny teny anosy ny pokona dia nisy nandoro ny rnm. Nijery fotsiny ingahy tgv fa tsy mba nanajanona, ny masonay no nahita. May kila tanteraka izao ny TVM sy ny RNM. avy eo ny olona dia te ho any @ MBS indray handoro dia navelan-drazoky sy noazavainy tsara fa tsy ao anatin'ny tolona izany dia niverina tany @ 13 may lery. Vokany: niaro tena ny miaramila ka nitifitra, 1 no maty de nimenimenina be razoky fa mamono olona hono ravalo nefa selfdefense no natao. Rehefa may ny MBS dia nandoro ny magro rehetra eto @ tanana ny olona bobaka be sady nandroba. Tsy hitan lery ze kozina de lazainy fa mpanakorontana nokaramain-dravalo no nanao izany nefa olona an' arivony maro. Avy eo dia norobain'ny olona indray ny magazay rehetra nisokatra ary zoom sy jumbo izay nikatona aza dia noforcen-dry zareo novakina. Amzao hora izao dia may ny avenue sy voaroba ny fivarotana eny @ 13 mai ary tsy misy chaine de tele mandeha intsony. Ny hany mba teneniny dia hoe tonia hianareo ary tsy mety manao zavatra hanajanonana izany lery. Amin'ny alina aza de mbola be ireo mandroba ary lasa daholo ny vahiny. izy hono tsy hiaona @ ra8 raha tsy tsaraina ilay miaramila nitifitra nefa minainaina be lery rehefa tsy misy miaramila mandray andraikitra. nefa inona moa noa azony atao ankoatry ny mitifitra?
Za tsy miteny hoe iza no mitarika izany anarchie izany fa tsapako fa izy no nanome occasion hanaovana izany dia miala andraikitra tanteraka izy manoloana izao toe-javatra izao fa ravalo foana no teneniny ary manizingizina hatrany izy fa tsy mpiray tolona aminy ireo mandroba. Taloha ny tena dia neutre fa zao tena la anti-tgv. Tsy tsapany mihitsy fa mihamahantra isika izao ary izy tsy vonona ny handefitra mihitsy. Izao dia miakatra aty am ville ireo any @ sisiny dia mitondra entana @ sarety. Marina fa mety olona tsy nitolona ireo nefa izy no ben'ny tanana ka tokony handray andrikitra fa tsy hisitrika sy manome tsiny.


Hasina
serieusement eh! lesany mipetraka any finda tsy maheno nininona mihitsy! aty zao tena ghetto vokatry ny avendranan'i tgv. noentiny teny anosy ny pokona dia nisy nandoro ny rnm. Nijery fotsiny ingahy tgv fa tsy mba nanajanona, ny masonay no nahita. May kila tanteraka izao ny TVM sy ny RNM. avy eo ny olona dia te ho any @ MBS indray handoro dia navelan-drazoky sy noazavainy tsara fa tsy ao anatin'ny tolona izany dia niverina tany @ 13 may lery. Vokany: niaro tena ny miaramila ka nitifitra, 1 no maty de nimenimenina be razoky fa mamono olona hono ravalo nefa selfdefense no natao. Rehefa may ny MBS dia nandoro ny magro rehetra eto @ tanana ny olona bobaka be sady nandroba. Tsy hitan lery ze kozina de lazainy fa mpanakorontana nokaramain-dravalo no nanao izany nefa olona an' arivony maro. Avy eo dia norobain'ny olona indray ny magazay rehetra nisokatra ary zoom sy jumbo izay nikatona aza dia noforcen-dry zareo novakina. Amzao hora izao dia may ny avenue sy voaroba ny fivarotana eny @ 13 mai ary tsy misy chaine de tele mandeha intsony. Ny hany mba teneniny dia hoe tonia hianareo ary tsy mety manao zavatra hanajanonana izany lery. Amin'ny alina aza de mbola be ireo mandroba ary lasa daholo ny vahiny. izy hono tsy hiaona @ ra8 raha tsy tsaraina ilay miaramila nitifitra nefa minainaina be lery rehefa tsy misy miaramila mandray andraikitra. nefa inona moa noa azony atao ankoatry ny mitifitra?
Za tsy miteny hoe iza no mitarika izany anarchie izany fa tsapako fa izy no nanome occasion hanaovana izany dia miala andraikitra tanteraka izy manoloana izao toe-javatra izao fa ravalo foana no teneniny ary manizingizina hatrany izy fa tsy mpiray tolona aminy ireo mandroba. Taloha ny tena dia neutre fa zao tena la anti-tgv. Tsy tsapany mihitsy fa mihamahantra isika izao ary izy tsy vonona ny handefitra mihitsy. Izao dia miakatra aty am ville ireo any @ sisiny dia mitondra entana @ sarety. Marina fa mety olona tsy nitolona ireo nefa izy no ben'ny tanana ka tokony handray andrikitra fa tsy hisitrika sy manome tsiny.


Hasina
misy hadinoko. Tsy olana amiko ny midina an-dalambe fa ny manimba no tsy tantiko.
TGV=Tanora Goka Vo.y=Tres Grand Vag.n=Tanora Gasy Vendrana=Tena Goavana @ samy Votab..y
Ravalo mety hoe nangaltra fa izy au moins tsy nampahantra. Ary izahay t@ 2002 dia tsy nadroba na nanimba ny fananan-dratsiraka.


Rambeloson Mathieu Patrick
Ce que nous pensons du Président Ravalomanana.

C'est l'homme qu'il faut à la place qu'il faut. Ce n'est pas un type du genre TGV(un enfant capricieux, boudeur et blasphémateur)qui va sortir notre chère pays du trou profond que lui-même(TGV)a créé.

L'homme que notre pays a besoin est un homme qui préviligie l'essentiel,qui porte un regard lucide sur le monde. Et cet homme, c'est le Président Marc Ravalomanana

L'homme que notre pays cherche est un homme qui tourne vers les valeurs d'expansion et de sociabilité; un homme qui a une âme de leader, énergique et actif, parfaitement intégré à la vie collective; un homme qui crée des défis et les réalisant dans la foulée; un homme qui voit loin et plus haut. Et cet homme, c'est le Président Marc Ravalomanana.

Né avec la marque de ce signe, vous êtes charismatique, fougueux, énergique, sympathique, bienveillant, ordonné, jovial, optimiste, extraverti, drôle, direct, démonstratif, charmeur, indépendant, aventurier, franc, audacieux, adaptable, fascinant, intéressant, entreprenant, sociable, expansif, exubérant, épris de liberté mais vous pouvez être aussi colérique, égoïste, autoritaire, inconstant, infidèle, brutal, peu fiable, inconscient, manquant de tact, ou désobligeant.


Mon blog


RAJAONARISON
Amin'ny fotoana ilan'ny malagasy rehetra fifanampiana sy fankaherezana mba hahafahany androdana ny fanjakana jadona sy feno tsindry hazo lena, dia anisan'ny malagasy mipetraka aty Frantsa manohana ny hetsika tarihin'i Andry RAJOELINA ny tenako. Maniry koa raha maniry mba ho raisina ho namana aho na dia efa tsy tanora intsony aza.Vonona hiaraka amin'ny TGV
Mon blog


Rasoa
Moramora ery ny miteny hoe andaho hanongana, handrodana, fa rehefa hanangana tsy mahay miray hina. Misy tokoa ny fahantrana sy ny tariny... fa moa ve azo antoka 100% fa havita tsara kokoa izay manaraka eo....? Raha niandry fifidianana mba tsy simba takizay ny toe-karena, mba tsy niampy ny isan'ny olona tsy miasa, fa dia io fisainana botolo tsy mitsinjo lavitra io ihany no mavoha antsika gasy! Ahongano iry dia soloy an'iry! Raha mbola olom-belona foana no antenaina dia... Iza koa no milaza fa tsy maintsy filoham-pirenena vao afaak hanasoa ny vahoaka! Mba efa nisy fihetsika kely nataontsika ho an'ireo vahoaka lazaintsika fa mahantra sy madinika ireo ve ny tsirairay t@ isika, izay azo heverina tsy sahirana satria afaka mampiasa itony serasera itony? Tohizo ny rotaka fa ny tany hafa mandeha ihany, mijanona eo ra-Malagasy fa izay moa mba fantatrao.


Anonyme
ny efa vitany tao anatin'ny 7 taona aza efa hoatry ny inona koa mbola hiandry 3 taona indray tsy angamba fongana daholo i Madagasikara?


Anonyme
AZA MILAZA IANAREO FA NY MALAGASY NO MILA FIOVANA KA IANAREO NO HARAHINA ANAO IZANY,FA IZA IANAREO NO MIAMBO IZANY,??? IZA???


mialy
tgv ve no mba hampiderain'laisayny, mpianatry iscam? zay no mba niveau- mpahaizany de ny manakarama dahalo capsat
doro any daho ireny sy ny mpanohana an'ireny ry malagasy tsy akanavaka a
http://ww.tgve.eu.centerblog.net


mialy
tgv ve no mba hampiderain'laisayny, mpianatry iscam? zay no mba niveau- mpahaizany de ny manakarama dahalo capsat
doroy any dahalo tgv, ndremanjato, ramakavelo, rossy, ireny sy ny mpanohana an'ireny ry malagasy tsy akanavaka a
http://ww.tgve.eu.centerblog.net


mialy
ny olona tsy velona intsony raha tsy misy ny risoriso sy ny corruption no mieazaka ny manaratsy an-dra8
iza no tsy mahalala ny risoriso tamin-dratsiraka ary zay koa no nahavelona an'i tgv ireny tamiun'ny androny
lelafo ihany lety ny vodin'ny pasacal rakotomavo ry tgv fa mbola misy holelafin'là ihany ao a
http://ww.tgve.eu.centerblog.net


252
tsis tgv nbosy tao iscam zan fa aza mtenten fona eh wadray


bangaridna
Atao inona koa izany TGV mpanimba firenena izany tssssssss?Tsy hitako izay soa maba azon'ny malagasy t@ iny