A propos de ce blog


Nom du blog :
musicresearchgasywavegroup
Description du blog :
Venez découvrir les artistes MALGACHES...
Catégorie :
Blog Musique
Date de création :
04.05.2006
Dernière mise à jour :
30.03.2009

RSS

Rubriques

>> Toutes les rubriques <<
· VAZO GASY AN TSARY... (4)
· Artistes malgaches (37)
· DIVERS (5)
· TEXTES PREFEREES (46)
· GASY WAVE SY NY TARINY (6)
· LOLO SY NY TARINY GROUPE LEGENDAIRE (14)
· ANDRY RAJOELINA PROJECT (24)
· AAA MOZIKA (2)
· Tanora Gasy Vonona ... (4)
· GUITARISTES MALGACHES (13)

Navigation

Accueil
Gérer mon blog
Créer un blog
Livre d'or musicresearchgasywavegroup
Contactez-moi !
Faites passer mon Blog !

Articles les plus lus

· REVY VIDEO GASY
· VIDEOS GASY... REVEO MILAY FOTSINY
· KARAOKE
· REVY VIDEO GASY Bonbo gasy...
· GASY VAOVAO

· Ny TENDRY GASY Gitara tena m'lay be
· AndryTGV en ACTION à Madagascar /CRISE 2009
· rija gasy
· BOdo sy POOPY
· HARENA TV EVANGELIQUE MADA
· La musique malgache actuelle vue par Mimi du Fakir
· DADAH RABEL : LEADER DU GROUPE MAHALEO
· aina quach
· AINA QUACH : tovovavy tena manga feo
· tananarive madagascar

Voir plus 

Statistiques 341 articles


Derniers commentaires

jonh mc oficialy 2024
Par Anonyme, le 31.10.2024

zah band mitad sipa hiarak hirev amik
Par Anonyme, le 25.10.2024

cc!
Par Anonyme, le 24.10.2024

mahafinartra ka. ten tiko be le etanao
Par Anonyme, le 03.10.2024

mlay le iz ka
Par Anonyme, le 28.09.2024

Voir plus

RSS
Recherche
Recherchez aussi :


Momban ny BA GASY

Momban ny BA GASY

Publié à 12:00 par musicresearchgasywavegroup
ba gasy a j. ba
Rakip : Ny ngadona gasy dia mifototra amin'ireo karazana ngadona marobe, ary ny fampiarahana izany ngadona maro izany dia ahazoana endrika ifandimbiasan'ny tsy fitovian'ny paika sy fiovan'ny tsindrim-peo. Ny tonony dia misy paika in-droa ahitana ngadona roa na telo, ka ny voalohany ihany no misy ny tsindrim-peo. Ny hafaingana sy fiadanan'ny paika no miteraka ngadona vaovao samihafa. Ny famaritana ny atao hoe ngadona dia ny fitsinjarana ny mety ho fiarahan'ny paika (paika miadana sy mafy). Izay no manome ny sombin-kira. Ny ngadona gasy dia miainga amin'ny endrika ny ngadona kiroaroa na kitelotelo miteraka endrika ifandimbiasan'ny fahasamihafan'ny paika sy fikisahan'ny tsindrim-peo. Io fahabetsahan'ny ngadona io dia alamin'ny ngadona iray izay mitondra ny paika arahina, dia mahazo fifandanjana na filaminan'ny hira. Ny fikarohana ny momba ity ngadona gasy ity dia mbola izao no miforona. Ireo mpikaroka mampiasa solfejy na (solfa) mba anehoana ny ngadona. Kanefa tsy mahadika ara-dàlana ny maha izy azy ilay ngadona ireo solfejy sy solfa. Hatramin'izao dia i Naly Rakotofiringa no mpandika solfejy ho an'ny piano anisan'ny mahay. Ny fanadihadiana na famakafakana ny ngadona gasy dia zava-dehibe mba hahalalana sy hitahirizana ny vakoky ny haisoratry ny firenentsika, satria indraindray ny tonony no manome ngadona ilay feon-kira. Na dia eo aza ny vokatry ny teknolojia na fandrosoana ary na dia eo koa aza ny vokatry ny fandraisana ny toetry ny faritra manodidina dia mijanona hatrany ny fototry ny ngadona gasy. Ny fikarohana endrika hanoratana ny ngadona gasy dia zava-dehibe mba hanehoana ny maha izy azy toa ireo feon-kira sangany avy any amin'ny tany tsy tandrefana.
(Rakotomalala Mireille)
Bibliôgrafia : 1. Madagascar : la musique dans l'histoire / Rakotomalala Mireille. - Paris : Anako, 2003 2. Toetoetra mampiavaka ny rindra-kira malagasy / Rafaralahy Joseph Antoine. - Antananarivo : FTM, 1987. - 126 p. ; 20 cm

Tahiry notsongain' andriamatoa GASY-RIJA teto :
http://www.osil.ch/gtf-rifal/clam/ExtraitDicoEncycl_Clam.xml